Entrée |
iniana
(nia)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Atao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara
[Rajemisa 1985]
|
Traduction française | qu'on fait à dessein, volontairement [Abinal 1888]
|
Morphologie |
iniana
iniako
inianao
iniany
iniantsika
inianay
inianareo
inian'
inian-
iniam-
inia-
| |
niniana
niniako
ninianao
niniany
niniantsika
ninianay
ninianareo
ninian'
ninian-
niniam-
ninia-
| |
hiniana
hiniako
hinianao
hiniany
hiniantsika
hinianay
hinianareo
hinian'
hinian-
hiniam-
hinia-
| |
inio | |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|