Entrée inga
Partie du discours nom
Définition malgache Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Synonymes ainga

Entrée inga
Partie du discours verbe passif
Définition malgache  [Bara] Tsy ingako (Tsy avelako) [Rakotosaona 1972]
Synonymes ainga

2009/04/08