|
|
|
|

Teny iditra1  indraozina
Fototeny  2 indroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Averina fanindroany: Tandremo sao indraozinao iny fahadisoanao iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on fait pour la deuxième fois [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 indraosina, indroasina, indroazina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 anindroazy, indraozina, 13 indroazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02