unkLabel:wordtran.: | Noho ny fangatahana tamin' ny 20 janvier 1898, MM. (1) William Wilson
dokotera, (2) Herbert Fox Standing misionary, (3) John Charles Kingzett
lehiben' ny fanaovam-porinty FFMA izy telo lahy ireo monina ao Antananarivo, fari-taniny
Faravohitra, niara-nangataka ny anoratana amin' ny Rejistry ny Fanjakana,
fa izy ireo no samy tompon' ny fananana tany, izay nambarany, sy tiany nomena anarana hoe
Imprimerie de la Friends Foreign Mission Association, misy trano
fitoerana azy, fanaovam-porinty, fivarotana ary ny momba azy ao Antananarivo,
fari-taniny Faravohitra amy ny lalana avenue La Bourdonnais N. 33. [2.116.mg:1898/01/29]
|
| Suivant réquisition de 29 janvier 1898, MM. (1) William Wilson,
médecin; (2) Herbert Fox Standing, missionnaire; (3) John Charles Kingzett,
directeur de l'Imprimerie FFMA, tous trois domiciliés à Tananarive,
quartier Faravohitra, ont demandé l'immatriculation, en qualité de
propriétaires indivis, d'une propriété à laquelle ils ont déclaré vouloir
donner le nom de l'Imprimerie Friends Foreign Mission Association,
consistant en maison d'habitation, imprimerie, magasin et dépendances situés
à Tananarive, quartier Faravohitra, avenue La Bourdonnais, N. 33. [2.116.fr:1898/01/29]
|