|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilay montana |
| Singan-teny | 2 ilay, 3 montana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilay ratsy fanahy, ilay tsy vanona
6 Ilay montana, ilay fady, ilay tonaka, ilay trotraka, ilay mangesa, ilay fadifoara, ilay aza mahita, ilay tohara, ilay toharazailoza, ilay boboha tangena, ilay mihoza, ilay mihozamihoza [1.1] |
| Fivaditsoratra | ilay montana, 7 Imanontalay, 8 mialin-taona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|