|
|
|
|

Teny iditra1  ilasilasiana
Fototeny  2 lasilasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#389]
Ohatra  4  Tsy hita paipaika izay nalehan' izy ireo tsy misy fotoana azo nolanina hitadiavana azy fa na dia ny mihevitra fotsiny aza tsy azo natao tamin' izao, noho ny toe-draharaha tena mihatra aman' aina mihitsy, ka tsy azo ilasilasiana sy ihamibahambana fa dotra sy fahoany hatrany. [2.587#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12