Entrée Ikaloy
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire 
Analogues  Les douze collines sacrées

Mis à jour le 2020/07/31