Entrée ikalaadala > Ikaladala
Mots élémentaires Ikala ; adala
Partie du discours nom proverbial [liste complète]
Explications en malgache [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10]
Explications en français Cette imbécile [1.3]
 Cette sotte [2.415]
Exemples Tandremo anefa sao manao volin' Ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny. [2.332]
Proverbes