|
|
|
|

Teny iditra1  ifarombahana
Fototeny  2 farombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#156]
Ohatra  4  Ary ny fadin-tseranana izay niarahanamory tamy ny Farantsay, dia nasaina nalaina faingana amy ny mangingina fandrao ifarombahana mafy amy ny Farantsay tamy ny vao niantomboka ny tsy fifanarahana , ka fantatra marina, fa hiady. [2.59#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12