Entrée | ifa-po | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | [Tanala] Mandalo (aretin-kibo): Namele kadàka amin-kongotraomby be lôtra rô aho ka vinangon'ny ifa-po lahale (nahery nihinana teti-pohy miharo tongotr'omby be loatra ange aho ka voan'ny mandalo halina) [1.78] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2020/07/31 |