Entrée ifanakalozana (takalo)
Partie du discours verbe relatif
Exemples 
1Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117]
2Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606]
Morphologie 
Présent : ifanakalozana, ifanakalozako, ifanakalozanao, ifanakalozany, ifanakalozantsika, ifanakalozanay, ifanakalozanareo, ifanakalozan', ifanakalozan-, ifanakalozam-, ifanakaloza-
Passé : nifanakalozana, nifanakalozako, nifanakalozanao, nifanakalozany, nifanakalozantsika, nifanakalozanay, nifanakalozanareo, nifanakalozan', nifanakalozan-, nifanakalozam-, nifanakaloza-
Futur : hifanakalozana, hifanakalozako, hifanakalozanao, hifanakalozany, hifanakalozantsika, hifanakalozanay, hifanakalozanareo, hifanakalozan', hifanakalozan-, hifanakalozam-, hifanakaloza-

Mis à jour le 2023/01/20