|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Idahy |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny entin' ny vehivavy manondro ny anadahiny amin' ny fomba somary miangentsana: Aoka re, ry Idahy, fa be loatra izany fandokadokafanao ahy.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Teny fanajana |
| Fivaditsoratra | 5 ahidy, 6 Hiday, 7 Idahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|