Entrée Ibavy
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy? [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31