|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hovotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihontsonkontsonana na fiezinezenana mafy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de remuer, secouer, donner des secousses [1.196]
Ohatra  5  lehibe ny tahotra sy ny hovotra nanjo anay tamin'izany andro izany, satria efa niala tamin'Andtra fa efa niozona; [2.59#]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7 hovotrovotra

Teny iditra (2/2)8  hovotra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 Plante tinctoriale non identifiée. La plante est réduite en menus fragments qu'on crible sur une sorte de tamis. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  hovotra, 12 vahotro, 13 vohotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08