|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hovihovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana akoram-biby amin' ny ranomamy [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  5 hovohovo

Teny iditra (2/2)6  hovihovy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  hovihovy, 14 vohivohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19