|
|
|
|

Teny iditra1  hosory
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hosorana [Fitanisana]
Ohatra  4  hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo [1.1]
5  Fafao tsara amin' ny voro-damba, dia hosory menaka. [2.472]

Fivaditsoratra  hosory, 6 sorohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10