|
|
|
|

Teny iditra1  horirika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 espèce d'arum comestible, ses feuilles [1.3]
5 sorte d'arum comestible (Colocasia sp., Araceae) [1.5]
6 Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule.
7 Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent.
8 Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule. [1.196]
Ohatra  9  Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.293]
10  rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [2.131]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17