|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 honjohonjo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 4 honjihonjy |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how honjohonjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|