Entrée |
hoika
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana:
Hoika! mideza koa izany raha fiakarana [1.1]
|
Explications en français | Mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine [1.3]
|
Dérivés |
Autres orthographes |
|
Entrée |
hoika
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika
[1.10]
|
Explications en français | Mot explétif, comme iky
[1.3]
|
Autres orthographes |
|