Entrée hogo
Partie du discours nom
Explications en malgache Filamaky ny volo: Tsara hogo izany voionao izany
¶ Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy
¶ Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [Rajemisa 1985]
Explications en français action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [Abinal 1888]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31