|
|
|
|

Teny iditra1  hogahogaina
Fototeny  2 hogahoga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina:
5 Nohogahogain' ny ankizy izy taorian' ny fihetsika hafahafa nataony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  hogahogaina, 10 ihogahogana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17