|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hoaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
Hery sy feo re rehefa mandoa [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  12hoaka aty

Teny iditra (2/2)13 hoaka
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 varavarankely [Tambahoaka] [1.78]
16 varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 oeil de boeuf [1.13]
Kamban-teny rehetra  18tety hoaka

Fivaditsoratra  19 hakoa, 20 haoka, 21 hoaka, 22 ohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08