|
|
|
|

Teny iditra1 himoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Manakombona mafy ny vava mba tsy hivoaka ny hehy; fitanana ny hehy tsy hipoaka.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17himokimoka

Fivaditsoratra  18 himoka, 19 mihako

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19