Entrée hifotra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Dérivés 
Synonymes hifitra

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31