Entrée havotsana (votsa)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [Rajemisa 1985]
Définition française lenteur, lourdeur [Abinal 1888]
Synonymes fahavotsana

Mis à jour le 2015/10/05