|
|
|
|

Teny iditra1  havaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo avaotra [1.1]
4 ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo [2.313#131]
Fanazavàna teny frantsay  5 (voir aussi avaotra qui semble à préférer). Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae).
6 Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés.
7 On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules. [Merina, Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  9 avaotra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  havaotra, 12 voahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17