|
|
|
|

Teny iditra1  hatsotso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Laingalainga mba hampihomehy: Fantatro ny hatsotsonao Rakoto a!
4 Mpandaingalainga mba hampihomehy, kapotsaka: Hatsotson' olona re izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 jocular, jesting, fabulous. See hatsikana. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19