|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatomady |
| Fototeny | 2 tomady |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 force, vigueur
[1.3#718] |
| Ohatra |
6 Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka.
[2.895#87]
|
| Fivaditsoratra | hatomady, 7 mahatody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|