|
|
|
|

Entrée1  hatezerana
Radical  2  tezitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Tous les mots composés  5  misy azy ny hatezerany
Vocabulaire  6  Emotions
Synonymes  7  fahatezerana
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/10/08