Entrée hatezana (teza)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra maharitra, ela vao simba na rovitra [Rajemisa 1985]
Synonymes hateza

Entrée hatezana (teza)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [Rajemisa 1985]
Synonymes fahatezana

Mis à jour le 2020/07/31