Entrée hatevina (tevina)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika
¶ Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ [Rajemisa 1985]
Définition française épaisseur [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée hatevina (tevina)
Partie du discours futur de l'adjectif matevina

Mis à jour le 2020/07/31