|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatavy
Fototeny  2 tavy
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe matavy
Ohatra  4  Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao [1.437]
5  ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69#233]

Teny iditra (2/2)6  hatavy
Fototeny  7 tavy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1]
Tovy hevitra  10 hatavezana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hatavy, 12 vahita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02