Entrée hasarotina (sarotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana [1.1]
Explications en anglais See sarotra. [1.2]
Morphologie 
Présent : hasarotina, hasarotiko, hasarotinao, hasarotiny, hasarotintsika, hasarotinay, hasarotinareo, hasarotin', hasarotin-, hasarotim-, hasaroti-
Passé : nohasarotina, nohasarotiko, nohasarotinao, nohasarotiny, nohasarotintsika, nohasarotinay, nohasarotinareo, nohasarotin', nohasarotin-, nohasarotim-, nohasaroti-
Futur : hohasarotina, hohasarotiko, hohasarotinao, hohasarotiny, hohasarotintsika, hohasarotinay, hohasarotinareo, hohasarotin', hohasarotin-, hohasarotim-, hohasaroti-
Impératif : hasaroty

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20