Entrée haron-tabebaka
Mots élémentaires harona ; tabebaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1]
Explications en anglais A particular kind of shallow basket [1.2]
Exemples Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/14