|
|
|
|

Teny iditra1  haren-danim-bazo
Singan-teny  2 harena, 3 lany, 4 vazo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12