|
|
|
|

Entrée1  haolohaolo (haolo)
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
Explications en malgache  4  Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
5  Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Synonymes  6  haolo

Mis à jour le 2020/07/31