|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hantaina |
| Fototeny | 2 hanta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Angatahina mafy erỳ:
5 Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao 6 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: 7 Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | hantaina, 12 ihantana, 13 tanahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|