|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; hanono
Singan-teny  2 hatra, 3 nono
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Hatreo amin' ny nono no halaliny [1.1]
Voambolana  6  Toerana

Teny iditra (2/2) 7 ; hanono
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Enti-milaza ny zandry amin' ny fianakaviana andriana betsileo [1.1]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  hanono, 11 honoña

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04