| Entrée | 1 hanona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Zoologie: poissons | 
| Anagrammes | 5 hanona, 6 nahona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |