Entrée handrin-tany
Mots élémentaires handrina ; tany
Partie du discours locution
Explications en malgache Entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika [1.1]
Explications en français Talus [1.13]
Exemples Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany. [2.356]

Mis à jour le 2023/07/23