|
|
|
|

Teny iditra1  hanaina
Fototeny  2 hana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alaina na samborina misy zanany: Ohatrinona ny vola nohanainao? [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  hanaina, 9 Hanania, 10 ihanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12