|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hamohamo |
| Fototeny | 2 hamo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
5 Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 hamo |
| Kamban-teny rehetra | 9 ala hamohamo |
| Fivaditsoratra | hamohamo, 10 homahoma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|