|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  hamatra
Fototeny  2 fatra
Sokajin-teny  3  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatra
Ohatra  4  eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. [2.996]

Teny iditra (2/7) 5  hamatra
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  7 deformed, maimed [1.2]

Teny iditra (3/7) 8  hamatra
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 tsy fahita firy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 rare [1.13]
Fikambanana  12 etona hamatra

Teny iditra (4/7) 13  hamatra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a splint for supporting a broken limb, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 éclisse, attelle [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  27  Fahasalamana
Mpanahaka  28  harato

Teny iditra (5/7) 29  hamatra
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Bandin-takolaka marary
32 Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [1.1]
33 faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [1.13]
34 a disease of the skin [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [1.3]
36 tache pigmentaire [1.13]
Voambolana  37  Haiaina 38  Fahasalamana

Teny iditra (6/7) 39  hamatra
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny anglisy  41 a shrub used as a medicine by the Sakalava. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  42 [Sakalava] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives. [1.196]
Voambolana  43  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7) 45  hamatra
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny frantsay  47 [Mahafaly] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives. [1.196]
Voambolana  48  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26