|
|
|
|

Teny iditra1  hamasahana
Fototeny  2 masaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait [1.3]
Tovy hevitra  6 fahamasahana, hamasaka

Fivaditsoratra  hamasahana, 7 mahasahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31