Entrée | hamalina (malina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1] | |
Synonymes | fahamalina | |
Anagrammes | halimana, hamalina, lamahina, mahalany, mahalina, manilaha, mihalana, namalahy |
Mis à jour le 2023/01/20 |