|
|
|
|

Teny iditra1  halavorariana
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Tovy hevitra  5 fahalavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12