|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 haha- |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 passé du préfixe maha-
[1.3] |
| Ohatra |
4 moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony?
[2.314#]
5 Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy. [2.298#] |
| Teny iditra (2/2) | 6 haha |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 famahana, fanalana ny fatotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 See boraka, vaha, veraka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté. Voy. Vaha
[1.3#204] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | haha-, haha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|