Entrée hafoloana (folo)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana
¶ Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise ten days. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2010/05/16