|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hafina
Fototeny  2hafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka, fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9 hafina
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11karazan'ovy any anaty ala fihinana raha mosary. [Betsimisaraka] [1.78]
12Karazan-kazo fianakavian' ny rofia sy ny ravinala, izay fihinana ny fakany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13a species of fern. Marattia fraxinea, Sm..
14a shrub with edible fruit.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15(vient de hafy : action de supporter une douleur, d'endurer une peine) Nom généralement donné à des aliments d'appoint, consommés seulement en cas de disette et qui ne sont pas toujours dépourvus de danger. Ce sont surtout :.
16les frondes de Marattia fraxinea Sm. (Marattiaceae), grande fougère des lieux humides. Son gros rhizome souterrain contient un produit actif contre le taenia.. [Bezanozano]
17une sorte de Palmier dont on consomme les fruits et les racines (Firaketana Malagasy). [Betsimisaraka]
18une plante indéterminée dont le tubercule, bien que très amer, est consommé après une préparation spéciale. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)20 hafina
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22Nom donné à des plantes dont l'écorce ou les tiges lianoïdes fournissant des liens solides pour les fagots. Ce sont sutout :.
23Byttneria nossibeensis Arènes (Malvaceae). [Tankarana]
24Christiana africana DC. (Malvaceae).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 fahany, 27 fahina, 28 fanahy, fañahy, Fanahy, 29 fihana, fiha~na, 30 hafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08