|
|
|
|

Teny iditra1  hady vorivory
Singan-teny  2 hady, 3 vorivory
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1]
Tovy hevitra  6 hady vory

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12